Ezekiela 44:25 MG1865

25 Ary tsy hiditra am-paty handoto ny tenany izy ireny; kanefa raha rainy, na reniny, na zananilahy, na zananivavy, na rahalahiny, na anabaviny tsy manam-bady, dia mahazo miditra am-paty ihany izy.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 44

Jereo Ezekiela 44:25 amin'ny teny manodidina.