Ezekiela 45:21 MG1865

21 Amin'ny andro fahefatra ambin'ny folo amin'ny volana voalohany no hanaovanareo ny Paska; andro firavoravoana hafitoana izany, ka mofo tsy misy masirasira no hohanina.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 45

Jereo Ezekiela 45:21 amin'ny teny manodidina.