20 Ary toy izany koa no hataonao amin'ny andro fahafito amin'ny volana ho an'ny olona manota tsy nahy, na noho izy kely saina, ka dia hanao fanavotana ho an'ny trano ianareo.
Vakio ny toko manontolo Ezekiela 45
Jereo Ezekiela 45:20 amin'ny teny manodidina.