Ezekiela 47:22 MG1865

22 Ary amin'ny filokana no hizaranareo azy ho lovanareo sy ny vahiny monina ao aminareo, izay miteraka ao aminareo; ka izy dia hataonareo ho tahaka ny tena zanak'Isiraely; hiara-manao filokana aminareo hiara-mandova amin'ny firenen'Isiraely izy.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 47

Jereo Ezekiela 47:22 amin'ny teny manodidina.