Ezekiela 47:23 MG1865

23 Ary amin'izay firenena hitoeran'ny vahiny dia ao no hanomezanareo azy ny lovany, hoy Jehovah Tompo.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 47

Jereo Ezekiela 47:23 amin'ny teny manodidina.