Ezekiela 48:1 MG1865

1 Ary izao no anaran'ny firenena: Hatramin'ny farany avaratra any amoron-dranomasina amin'ny lalana mankany Hetlona any akaikin'i Hamata sy Hazar-enana, fari-tanin'i Damaskosy eo avaratra, any anilan'i Hamata; izany no ho lafiny atsinanana sy andrefana; anjara iray ho an'i Dana.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 48

Jereo Ezekiela 48:1 amin'ny teny manodidina.