Ezekiela 5:11 MG1865

11 eny, raha velona koa Aho, hoy Jehovah Tompo, noho ny nandotoanao ny fitoerako masina tamin'ny zava-dratsinao rehetra sy tamin'ny fahavetavetanao rehetra, Izaho kosa dia hampiala ny masoko, fa tsy hiantra; eny, Izaho dia tsy hamindra fo.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 5

Jereo Ezekiela 5:11 amin'ny teny manodidina.