13 Ary ho tanteraka amin'izany ny fahatezerako, sady hampariko aminy ny fahatezerako, ka hialako fo izy; dia ho fantany fa Izaho Jehovah no niteny izany tamin'ny fahasaro-piaroko, rehefa notanterahiko taminy ny fahatezerako.
Vakio ny toko manontolo Ezekiela 5
Jereo Ezekiela 5:13 amin'ny teny manodidina.