Ezekiela 5:15 MG1865

15 Ka dia hisy latsa sy fitenenan-dratsy sy famaizana sy figagana avy amin'ny jentilisa manodidina anao, rehefa manao fitsarana aminao Aho amin'ny fahatezerana sy ny fahavinirana ary amin'ny fananarana mafy Izaho Jehovah no niteny izany

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 5

Jereo Ezekiela 5:15 amin'ny teny manodidina.