Ezekiela 5:16 MG1865

16 raha alefako ho fandringanana azy ny mosary dia ny zana-tsipìka ratsy izay halefako handringana anareo, sady hampitomboiko ny mosary eo aminareo, ka hotapahiko ny mofonareo, izay tohan'aina.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 5

Jereo Ezekiela 5:16 amin'ny teny manodidina.