Ezekiela 5:17 MG1865

17 Dia haterako mosary sy biby masiaka eo aminareo, izay hahalany fara anareo; ary handroso eo aminao ny areti-mandringana sy ny fandatsahan-drà, ary hataoko mihatra aminao ny sabatra. Izaho Jehovah no niteny izany

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 5

Jereo Ezekiela 5:17 amin'ny teny manodidina.