Ezekiela 6:11 MG1865

11 Izao no lazain'i Jehovah Tompo: Mameleza amin'ny tananao ianao, ary mitotoa amin'ny tongotrao, ka manaova hoe: Indrisy! ny fahavetavetana ratsy rehetra ataon'ny taranak'Isiraely, izay ho lavon'ny sabatra sy ny mosary ary ny areti-mandringana!

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 6

Jereo Ezekiela 6:11 amin'ny teny manodidina.