Ezekiela 6:12 MG1865

12 Ny lavitra ho fatin'ny areti-mandringana, ny akaiky ho lavon'ny sabatra, ary izay sisa sy izay voaro dia ho faty mosary; Ka dia hotanterahiko aminy ny fahatezerako.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 6

Jereo Ezekiela 6:12 amin'ny teny manodidina.