Ezekiela 7:14 MG1865

14 Efa nitsoka ny trompetra izy ka nahavonona ny zavatra rehetra, nefa tsy misy mankany amin'ny ady, satria iharan'ny fahatezerako mirehitra ny hamaroany rehetra.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 7

Jereo Ezekiela 7:14 amin'ny teny manodidina.