Ezekiela 7:15 MG1865

15 Ny sabatra no eny ivelany, ary ny areti-mandringana sy ny mosary kosa no ao anatiny; Izay any an-tsaha dia ho fatin-tsabatra, ary izay any an-tanàna kosa dia ho levon'ny mosary sy ny areti-mandringana.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 7

Jereo Ezekiela 7:15 amin'ny teny manodidina.