Ezekiela 7:16 MG1865

16 Ary na dia misy afa-mandositra aza, dia ho any an-tendrombohitra izy ka ho toy ny voromailala an-dohasaha: Izy rehetra dia samy hitoloko avokoa noho ny helony.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 7

Jereo Ezekiela 7:16 amin'ny teny manodidina.