Ezekiela 7:8 MG1865

8 Ary vetivety foana dia hampidiniko aminao ny fahatezerako, Ary hotanterahiko aminao ny fahavinirako; ka hotsaraiko araka ny alehanao ianao, ary hatambesatro aminao ny fahavetavetanao.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 7

Jereo Ezekiela 7:8 amin'ny teny manodidina.