Ezekiela 7:9 MG1865

9 Ary tsy hiantra anao ny masoko, sady tsy hamindra fo Aho; Hatambesatro aminao ny lalanao, ary ny fahavetavetanao dia ho eo aminao, ka dia ho fantatrareo fa Izaho Jehovah no mamely.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 7

Jereo Ezekiela 7:9 amin'ny teny manodidina.