Ezekiela 8:18 MG1865

18 Ary Izaho kosa dia hamely amin'ny fahatezerako; tsy hiantra ny masoko, sady tsy hamindra fo Aho; ary na dia mitaraina mafy eo an-tsofiko aza izy, dia tsy hihaino azy Aho.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 8

Jereo Ezekiela 8:18 amin'ny teny manodidina.