Ezekiela 9:1 MG1865

1 Ary niantso tamin'ny feo mahery teo anatrehako Jehovah ka nanao hoe: Manakeke ianareo, ry mpiambina ny tanàna, ka samia mitondra ny fiadiany eny an-tànany avy ho enti-mandringana.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 9

Jereo Ezekiela 9:1 amin'ny teny manodidina.