Hosea 10:11 MG1865

11 Ary Efraima dia tahaka ny ombivavy kely efa voafolaka ka faly hively vary; Ary hasiako zioga ny vozony tsara tarehy; Hampandehaniko Efraima; Joda hiasa tany, ary Jakoba handravona.

Vakio ny toko manontolo Hosea 10

Jereo Hosea 10:11 amin'ny teny manodidina.