Hosea 10:12 MG1865

12 Mamafaza ho anareo araka ny fahamarinana, mijinjà araka ny fitiavana, hevoy ny tombam-borakareo; Fa izao no andro hitadiavana an'i Jehovah ambara-pihaviny sy handatsahany fahamarinana aminareo.

Vakio ny toko manontolo Hosea 10

Jereo Hosea 10:12 amin'ny teny manodidina.