Hosea 11:9 MG1865

9 Tsy hanontolo fo Aho, na handringana an'i Efraima intsony; Fa Andriamanitra Aho, fa tsy olona, dia ny Iray Masina ao aminao, ka dia tsy ho avy amim-pahatezerana mirehitra Aho.

Vakio ny toko manontolo Hosea 11

Jereo Hosea 11:9 amin'ny teny manodidina.