Hosea 12:10 MG1865

10 Nefa Izaho no Jehovah Andriamanitrao hatrany amin'ny tany Egypta; Ary mbola hampiditra anao an-day indray Aho tahaka ny tamin'ny fotoam-pivavahana.

Vakio ny toko manontolo Hosea 12

Jereo Hosea 12:10 amin'ny teny manodidina.