Hosea 12:11 MG1865

11 Efa niteny tamin'ny mpaminany koa Aho, sady Izaho no nahabetsaka ny fahitana, ary ny mpaminany dia nampilazaiko ohatra.

Vakio ny toko manontolo Hosea 12

Jereo Hosea 12:11 amin'ny teny manodidina.