Hosea 2:14 MG1865

14 Ary hofongorako ny voalobony sy ny aviaviny, izay nataony hoe: Tangiko avy tamin'ireo lehilahiko ireto, ary hataoko ho tonga ala ireny ka hohanin'ny bibidia.

Vakio ny toko manontolo Hosea 2

Jereo Hosea 2:14 amin'ny teny manodidina.