Hosea 2:15 MG1865

15 Ary hovaliako izy noho ny andron'ireo Bala, izay efa nandoroany ditin-kazo manitra sady niravahany ny kaviny sy ny firavany, ka nanaraka ireo lehilahiny izy; Fa Izaho kosa nohadinoiny, hoy Jehovah.

Vakio ny toko manontolo Hosea 2

Jereo Hosea 2:15 amin'ny teny manodidina.