12 Raha vao mandeha izy, dia hovelariko aminy ny fandrika haratoko, ka hampidiniko ao toy ny voro-manidina izy; Hofaizako izy araka izay efa nambara tamin'ny fiangonany.
Vakio ny toko manontolo Hosea 7
Jereo Hosea 7:12 amin'ny teny manodidina.