Hosea 7:13 MG1865

13 Lozan'ireny! satria nandositra Ahy izy, haringana izy! satria niodina tamiko; Izaho ta-hanavotra azy, fa izy kosa dia lainga no entiny milaza Ahy.

Vakio ny toko manontolo Hosea 7

Jereo Hosea 7:13 amin'ny teny manodidina.