Joba 20:25 MG1865

25 Tsoahany izany, ka mivoaka avy amin'ny tenany; Eny, ny manelatselatra dia mivoaka avy amin'ny aferony; Lasa izy azon'ny fahatahorana mafy.

Vakio ny toko manontolo Joba 20

Jereo Joba 20:25 amin'ny teny manodidina.