Joba 20:26 MG1865

26 Ny aizim-pito no voarakitra ho amin'ny raki-malalany; Afo tsy tsofina no handoro azy sady handevona izay sisa ao amin'ny lainy.

Vakio ny toko manontolo Joba 20

Jereo Joba 20:26 amin'ny teny manodidina.