Joba 31:14 MG1865

14 Dia inona no hataoko, raha hitsangana Andriamanitra? Ary ahoana no havaliko Azy, raha handinika Izy?

Vakio ny toko manontolo Joba 31

Jereo Joba 31:14 amin'ny teny manodidina.