Joba 31:15 MG1865

15 Fa moa tsy Izay nanao ahy tany an-kibo ihany va no nanao azy koa? Ary tsy Iray ihany va no namorona anay tany am-bohoka?

Vakio ny toko manontolo Joba 31

Jereo Joba 31:15 amin'ny teny manodidina.