Joba 31:8 MG1865

8 Dia aoka hamafy aho, fa olon-kafa no hihinana, ary aoka ho fongotra izay amboleko.

Vakio ny toko manontolo Joba 31

Jereo Joba 31:8 amin'ny teny manodidina.