Joba 32:2 MG1865

2 Ary nirehitra kosa ny fahatezeran'i Eliho, zanak'i Barakela, Bozita, avy amin'ny fokon'i Rama; eny, tamin'i Joba no nirehetan'ny fahatezerany, satria nanao ny tenany ho marina noho Andriamanitra izy.

Vakio ny toko manontolo Joba 32

Jereo Joba 32:2 amin'ny teny manodidina.