Joba 33:12 MG1865

12 He! izany no tsy mahamarina anao, hoy izaho; Fa Andriamanitra dia lehibe loatra ka tsy leon'ny zanak'olombelona.

Vakio ny toko manontolo Joba 33

Jereo Joba 33:12 amin'ny teny manodidina.