Joba 4:5 MG1865

5 Nefa ankehitriny mba manjo anao kosa izany, ka dia kivy ianao, Mihatra aminao izany, ka raiki-tahotra ianao

Vakio ny toko manontolo Joba 4

Jereo Joba 4:5 amin'ny teny manodidina.