Josoa 10:10 MG1865

10 Ary Jehovah nampifanaritaka ireo teo anoloan'ny Isiraely; ary namely ireo tany Gibeona izy ka nahafaty maro be, sady nanenjika azy tamin'ny fiakarana mankany Beti-horona izy ka namely azy hatrany Azeka ka hatrany Makeda.

Vakio ny toko manontolo Josoa 10

Jereo Josoa 10:10 amin'ny teny manodidina.