Josoa 10:11 MG1865

11 Ary nony nandositra teo anoloan'ny Isiraely teo am-pidinan'i Beti-horona izy, Jehovah dia nandatsaka havandra vaventy taminy avy tany an-danitra hatrany Azeka ka nahafaty azy; ary be lavitra ny matin'ny havandra noho izay novonoin'ny Zanak'Isiraely tamin'ny sabatra.

Vakio ny toko manontolo Josoa 10

Jereo Josoa 10:11 amin'ny teny manodidina.