Josoa 11:2 MG1865

2 ary ireo mpanjaka tany amin'ny tany havoana any avaratra koa sy tany amin'ny tani-hay atsimon'i Kinerota sy tany amin'ny tany lemaka amoron-tsiraka ary tany amin'ny havoan'i Dora andrefana,

Vakio ny toko manontolo Josoa 11

Jereo Josoa 11:2 amin'ny teny manodidina.