Josoa 11:20 MG1865

20 Fa avy tamin'i Jehovah no nanamafian'ireo ny fony hiady amin'ny Isiraely, mba hanaovany azy ho zavatra voaozona, ka tsy nisy famindram-po, handringanana azy araka izay efa nandidian'i Jehovah an'i Mosesy.

Vakio ny toko manontolo Josoa 11

Jereo Josoa 11:20 amin'ny teny manodidina.