Josoa 11:21 MG1865

21 Dia nandeha tamin'izany andro izany Josoa ka namongotra ny Anakita tany amin'ny tany havoana, dia tany Hebrona sy Debira sy Anaba, ary tany amin'ny tany havoan'i Joda rehetra, ary tany amin'ny tany havoan'Isiraely rehetra: naringan'i Josoa avokoa izy sy ny tanànany.

Vakio ny toko manontolo Josoa 11

Jereo Josoa 11:21 amin'ny teny manodidina.