1 Ary Josoa dia efa zoki-olona sady nandroso fahanterana, dia hoy Jehovah taminy: Efa zoki-olona ianao ka mandroso fahanterana, ary be dia be ny tany sisa tsy mbola azo.
Vakio ny toko manontolo Josoa 13
Jereo Josoa 13:1 amin'ny teny manodidina.