Josoa 13:23 MG1865

23 Ary ny fari-tanin'ny taranak'i Robena dia ny amoron'i Jordana. Izay no lovan'ny taranak'i Robena araka ny fokony, dia ny tanàna sy ny zana-bohiny.

Vakio ny toko manontolo Josoa 13

Jereo Josoa 13:23 amin'ny teny manodidina.