Josoa 13:24 MG1865

24 Ary nomen'i Mosesy koa ny firenen'i Gada, dia ny taranak'i Gada araka ny fokony.

Vakio ny toko manontolo Josoa 13

Jereo Josoa 13:24 amin'ny teny manodidina.