Josoa 13:25 MG1865

25 Ary ny faritaniny dia Jazera sy ny tanàna rehetra any Gileada ary ny antsasaky ny tanin'ny taranak'i Amona, hatrany Aroera, izay tandrifin'i Raba,

Vakio ny toko manontolo Josoa 13

Jereo Josoa 13:25 amin'ny teny manodidina.