Josoa 13:33 MG1865

33 Ary ny firenen'i Levy tsy mba nomen'i Mosesy lova; fa Jehovah, Andriamanitry ny Isiraely, no lovany, araka izay efa nolazainy taminy.

Vakio ny toko manontolo Josoa 13

Jereo Josoa 13:33 amin'ny teny manodidina.