Josoa 14:1 MG1865

1 Ary izao no nolovan'ny Zanak'Isiraely teo amin'ny tany Kanana, izay nampandovain'i Eleazara mpisorona sy Josoa, zanak'i Nona, ary ny loholon'ny firenen'i Zanak'Isiraely;

Vakio ny toko manontolo Josoa 14

Jereo Josoa 14:1 amin'ny teny manodidina.