Josoa 13:6 MG1865

6 ary ny mponina rehetra any amin'ny tany havoana hatrany Libanona ka hatrany Misrefota-maima. dia ny Sidoniana rehetra, Izaho no handroaka kanefa zarao amin'ny filokana ho lovan'ny Zanak'Isiraely izy araka izay efa nandidiako anao.

Vakio ny toko manontolo Josoa 13

Jereo Josoa 13:6 amin'ny teny manodidina.