Josoa 14:14 MG1865

14 Izany no nahatongavan'i Hebrona ho lovan'i Kaleba, zanak'i Jefone, Kenizita, mandraka androany satria tanteraka tamin'ny fanarahana an'i Jehovah, Andriamanitry ny Isiraely, izy.

Vakio ny toko manontolo Josoa 14

Jereo Josoa 14:14 amin'ny teny manodidina.